Boky faharoan'i Samoela 15:25
Koa ankehitriny, masìna ianao, mamelà ny heloko ary miverena amiko indray mba hiankohofako eo anatrehan’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now therefore, I pray thee, pardon my sin, and turn again with me, that I may worship the LORD.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 15
Cross References
2 Samuel 12:20Dia niarina tsy nandry tamin’ ny tany intsony Davida ary nandro sy nihosotra diloilo ary nanova ny fitafiany, dia nankao amin’ ny tranon’ i Jehovah ka niankohoka; ary dia nody tany an-tranony izy ka niantso mba hisy handroso hanina eo anoloany, dia nihinana izy.