Boky faharoan'i Samoela 16:9
Ary Jese dia nampandalo an’ i Sama indray. Fa hoy izy: Tsy ity no nofidin’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Jesse made Shammah to pass by. And he said, Neither hath the LORD chosen this.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 16
Cross References
1 Samuel 17:13ary ny zokiny telo lahy tamin’ ny zanak’ i Jese lasa nanaraka an’ i Saoly nankany an-tafika; ary ny anaran’ ny zanany telo lahy lasa nankany an-tafika dia Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, ary Sama no fahatelony;
1 Kings 4:11Ben’ abinadaba tao amin’ ny havoan’ i Dora rehetra (Tafata, zanakavavin’ i Solomona, no vadiny);