bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 17 › Boky faharoan'i Samoela 17:21
Boky faharoan'i Samoela 17:21
Fa ny Isiraely sy ny Filistina efa nilahatra hiady ka nifanatrika ny miaramila.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For Israel and the Philistines had put the battle in array, army against army.
In Context
20Dia nifoha maraina koa Davida ka namela ny ondriny hotandreman’ olona, ary naka ny entany izy ka lasa nandeha araka ny nandidian’ i Jese azy; ary tonga teo amin’ ny sehatra-sariety izy; ary ny antokon’ ny miaramila izay efa hivoaka hilahatra dia nanakora hiady tamin’ izay.
22Ary Davida namela ny entany teo anilan’ ny mpiambina entana, dia nihazakazaka nankeny amin’ ny laharan’ ny miaramila, ary tonga ka nanontany ny amin’ izay toetry ny rahalahiny.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 17
Cross References
Ruth 1:2Elimeleka no anaran-dralehilahy, ary Naomy no anaran’ ny vadiny, ary ny anaran’ ny zanany roa lahy dia Malona sy Kiliona, Efratita avy any Betlehema-joda izy ireo. Dia tonga tany amin’ ny tany Moaba izy ka nitoetra tany.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 17:21