Boky faharoan'i Samoela 18:14
Ary Davida dia hita fa hendry tamin’ izay rehetra nataony, ary Jehovah nomba azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David behaved himself wisely in all his ways; and the LORD was with him.
In Context
15Ary nony hitan’ i Saoly fa hendry dia hendry Davida, dia natahotra azy izy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 18
Cross References
Genesis 39:23Ny mpitandrina ny trano-maizina tsy mba nikarakara na inona na inona izay efa mby an-tànany, satria Jehovah nomba an’ i Josefa, ary izay nataony dia nambinin’ i Jehovah.
Judges 1:19Ary Jehovah nomba an’ i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin’ ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny.
1 Samuel 10:7Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo, dia ataovy izay azon’ ny tananao atao, fa Andriamanitra no momba anao.
1 Samuel 19:8Ary mbola nisy ady ihany; dia nivoaka Davida ka niady tamin’ ny Filistina ary nahafaty betsaka, ka dia nandositra azy ireny.
2 Kings 18:7Ary Jehovah nomba azy, ka dia nambinina tamin’ izay nalehany rehetra izy; ary niodina tamin’ ny mpanjakan’ i Asyria izy ka tsy nanompo azy.
1 Chronicles 18:13Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’ i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an’ i Davida teny amin’ izay rehetra nalehany.