The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 18 › Boky faharoan'i Samoela 18:15

Boky faharoan'i Samoela 18:15

Ary nony hitan’ i Saoly fa hendry dia hendry Davida, dia natahotra azy izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore when Saul saw that he behaved himself very wisely, he was afraid of him.

In Context

14Ary Davida dia hita fa hendry tamin’ izay rehetra nataony, ary Jehovah nomba azy.

16Fa ny Isiraely sy ny Joda rehetra kosa tia an’ i Davida, satria nitondra azy nivoaka sy niditra izy.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 18

Cross References

Daniel 6:4Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, fa nanam-panahy hendry izy; ary ny mpanjaka nikasa hanandratra azy ho lehibe amin’ ny fanjakana rehetra.

James 1:5Ary raha misy ianareo tsy manam-pahendrena, aoka izy hangataka amin’ Andriamanitra, Izay manome malalaka ho an’ ny olona rehetra sady tsy mandatsa; ary dia homena azy izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 18:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 18:14Boky faharoan'i Samoela 18Boky faharoan'i Samoela 18:16 →