bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 18 › Boky faharoan'i Samoela 18:24
Boky faharoan'i Samoela 18:24
Ary ny mpanompon’ i Saoly nilaza taminy hoe: Izany no navalin’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the servants of Saul told him, saying, On this manner spake David.
In Context
23Ary ny mpanompon’ i Saoly nilaza izany teny izany tamin’ i Davida. Fa hoy Davida: Moa ataonareo ho zavatra kely izany ho vinanton’ ny mpanjaka? Tsy hitanareo va fa izaho dia olona malahelo sady tsy manan-daza?
25Dia hoy Saoly: Izao no holazainareo amin’ i Davida: Ny mpanjaka tsy mila harena be ho vodiondry, fa ny mariky ny fahafatesan’ ny Filistina zato lahy ihany, mba ho famaliana ny fahavalony. Kanjo hevitr’ i Saoly hahafaty an’ i Davida amin’ ny tanan’ ny Filistina izany.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 18
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 18:24