Boky faharoan'i Samoela 18:23
Ary ny mpanompon’ i Saoly nilaza izany teny izany tamin’ i Davida. Fa hoy Davida: Moa ataonareo ho zavatra kely izany ho vinanton’ ny mpanjaka? Tsy hitanareo va fa izaho dia olona malahelo sady tsy manan-daza?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Ary ny mpanompon’ i Saoly nilaza taminy hoe: Izany no navalin’ i Davida.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 18
Cross References
1 Samuel 9:21Dia namaly Saoly ka nanao hoe: Tsy Benjamita va aho, avy amin’ ilay kely indrindra amin’ ny firenen’ Isiraely? ary tsy kely indrindra va ny mpianakaviko eo amin’ ny mpianakavin’ ny firenen’ i Benjamina rehetra? ka nahoana no miteny amiko toy izany ianao?
Proverbs 14:20Ny malahelo dia halan’ ny havany aza; Fa ny manan-karena no tian’ ny maro.
Proverbs 29:5Izay olona mandrobo ny namany Dia mamela-pandrika ny tongony.
1 John 3:1Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon’ ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak’ Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho izany dia tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Ary izy.