Boky faharoan'i Samoela 20:10
Dia hoy Davida tamin’ i Jonatana: Iza no hanambara izany amiko, na hampandre ahy izay teny sarotra havalin-drainao anao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said David to Jonathan, Who shall tell me? or what if thy father answer thee roughly?
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
Cross References
Genesis 42:30Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon’ ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.
1 Samuel 25:10Fa Nabala namaly ny mpanompon’ i Davida hoe: Inona moa Davida? Ary inona moa ny zanak’ i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin’ ny tompony.
1 Samuel 25:17Koa dia fantaro sy hevero ankehitriny izay hataonao; fa ratsy no ifofoan’ ny tompontsika mbamin’ ny ankohonany rehetra; fa Nabala dia tena ratsy fanahy, ka tsy misy olona mahazo miteny aminy.
Proverbs 18:23Fitarainana no ataon’ ny malahelo; Nefa ny manan-karena kosa dia mamaly mahery.