The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:38

Boky faharoan'i Samoela 20:38

Ary Jonatana niantso ilay zazalahy hoe: Haingàna dia haingàna, ka aza mijanonjanona. Ary ny zazalahin’ i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka, dia nankeo amin’ ny tompony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Jonathan cried after the lad, Make speed, haste, stay not. And Jonathan’s lad gathered up the arrows, and came to his master.

In Context

37Ary nony efa tonga teo amin’ ilay nipetrahan’ ny zana-tsipìka nalefan’ i Jonatana ilay zazalahy, dia nantsoin’ i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?

39Nefa ilay zazalahy tsy nahalala na inona na inona; fa Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny anton’ izany.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 20

Cross References

Proverbs 6:4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.

Mark 13:14Fa raha hitanareo mitsangana amin’ izay tsy mety hitsanganany ny fahavetavetan’ ny fandravana (aoka hisaina izay mamaky izany), dia aoka handositra ho any an-tendrombohitra izay olona any Jodia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 20:38

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 20:37Boky faharoan'i Samoela 20Boky faharoan'i Samoela 20:39 →