bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 20 › Boky faharoan'i Samoela 20:40
Boky faharoan'i Samoela 20:40
Dia nomen’ i Jonatana ilay zazalahy ny fiadiany, ka hoy izy taminy: Mandehana, ka ento ho any an-tanàna ireto.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jonathan gave his artillery unto his lad, and said unto him, Go, carry them to the city.
In Context
39Nefa ilay zazalahy tsy nahalala na inona na inona; fa Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny anton’ izany.
41Ary nony lasa ilay zazalahy, dia nitsangana avy any atsimo Davida, ka niankohoka tamin’ ny tany izy sady niondrika in-telo, ary nifanoroka izy roa lahy, ka samy nitomany; nefa ny an’ i Davida dia mafy loatra.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 20
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 20:40