The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 21 › Boky faharoan'i Samoela 21:3

Boky faharoan'i Samoela 21:3

Dia hoy Davida tamin’ i Ahimeleka mpisorona: Ny mpanjaka efa nanome raharaha ahy, ka hoy izy tamiko: Aoka tsy ho fantatr’ olona ny raharaha nanirahako sy nandidiako anao; ka dia nasaiko nankary ny zatovoko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now therefore what is under thine hand? give me five loaves of bread in mine hand, or what there is present.

In Context

2Ary Davida tonga tany Noba, tany amin’ i Ahimeleka mpisorona; ary toran-kovitra Ahimeleka, raha nihaona tamin’ i Davida, ka nanao taminy hoe: Nahoana no mandeha irery ianao, fa tsy misy manaraka anao?

4Koa inona no misy ato aminao? Omeo mofo dimy aho ho etỳ an-tanako, na izay misy.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 21

Cross References

1 Samuel 21:4Koa inona no misy ato aminao? Omeo mofo dimy aho ho etỳ an-tanako, na izay misy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 21:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 21:2Boky faharoan'i Samoela 21Boky faharoan'i Samoela 21:4 →