The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 25 › Boky faharoan'i Samoela 25:12

Boky faharoan'i Samoela 25:12

Dia nihodina ny zatovon’ i Davida ka nankany amin’ izay nalehany; ary dia nody tany aminy indray izy ka nanambara izany teny rehetra izany taminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So David’s young men turned their way, and went again, and came and told him all those sayings.

In Context

11Koa halaiko va ny mofoko sy ny ranoko ary ny zavatra izay efa novonoiko ho an’ ny mpanety ondriko, ka homeko izay olona tsy fantatro nihaviana akory?

13Ary hoy Davida tamin’ ny olony: Samia manao ny sabatrareo eo amin’ ny fehin-tsabany avy ianareo; ka dia samy nanao ny sabany teo amin’ ny fehin-tsabany avy ny olona, ary dia mba nanao ny sabany teo amin’ ny fehin-tsabany koa Davida; ary nisy tokony ho efa-jato lahy niakatra nanaraka an’ i Davida, ary roan-jato lahy kosa nipetraka teo amin’ ny entana.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 25

Cross References

Isaiah 36:21Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 25:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 25:11Boky faharoan'i Samoela 25Boky faharoan'i Samoela 25:13 →