Bokin'i Isaia 36:21
Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
2 Kings 18:37Ary Eliakima, zanak’ i Hilkia izay lehiben’ ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak’ i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin’ i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy.
Psalms 39:1Ho an’ ny mpiventy hira. Ho an’ i Jedotona Salamo nataon’ i Davida.
Proverbs 26:4Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa ianao.
Matthew 7:6Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.