Boky faharoan'i Samoela 25:43
Ary Davida efa nanambady an’ i Ahinoama avy any Jezirela koa; ary samy novadiny avokoa izy roa vavy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
David also took Ahinoam of Jezreel; and they were also both of them his wives.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 25
Cross References
Joshua 15:56sy Jezirela sy Jokdeama sy Zanoa
1 Samuel 29:11Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin’ ny tanin’ ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela.
2 Samuel 2:2Dia niakatra nankany Davida mbamin’ ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin’ i Nabala Karmelita.
2 Samuel 5:13Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak’ i Davida.
Matthew 19:8Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin’ ny fonareo no namelan’ i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin’ ny voalohany dia tsy mba toy izany.