Boky faharoan'i Samoela 4:11
Dia lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’ i Ely, dia Hofinia sy Finehasa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the ark of God was taken; and the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, were slain.
In Context
Read all of Boky faharoan'i Samoela 4
Cross References
1 Samuel 2:32Ary hahita ny manjo ny fonenako ianao na inona na inona soa omena ho an’ ny Isiraely, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra amin’ ny taranakao mandrakizay.
1 Samuel 3:12Amin’ izany andro izany dia hotanterahiko amin’ i Ely izay zavatra rehetra voalazako ny amin’ ny taranany: hatomboko izany, ka dia hotanterahiko.
Psalms 78:64Ny mpisorony lavon-tsabatra, nefa ny mpitondratenan’ ireo tsy nisaona.