Bokin'ny Salamo 78:64
Ny mpisorony lavon-tsabatra, nefa ny mpitondratenan’ ireo tsy nisaona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Their priests fell by the sword; and their widows made no lamentation.
In Context
63Ny zatovolahiny dia lanin’ ny afo; ary ny zatovovaviny tsy mba nanaovana hiram-panambadiana.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
1 Samuel 4:11Dia lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’ i Ely, dia Hofinia sy Finehasa.
1 Samuel 4:19Ary ny vinantoni-vavy, vadin’ i Finehasa, nanan’ anaka ka efa ho teraka; koa nony reny fa lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra, sady maty avokoa ny rafozany sy ny vadiny, dia nitanondrika izy ka narary nihetsi-jaza, fa efa ho teraka.
1 Samuel 4:22Ary hoy izy: Afaka tamin’ ny Isiraely ny voninahitra, fa lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra.
Job 27:15Ny ankohonany sisa dia hasitrik’ Ifahafatesana, ary tsy hisaona azy ny mpitondratenany;