The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 6 › Boky faharoan'i Samoela 6:11

Boky faharoan'i Samoela 6:11

Dia napetrany teo ambonin’ ny sariety ny fiaran’ i Jehovah sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin’ ny vay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they laid the ark of the LORD upon the cart, and the coffer with the mice of gold and the images of their emerods.

In Context

10Dia nataon’ ny olona izany, ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin’ ny sariety ireo, fa ny zanany narindriny tao an-trano.

12Ary ny ombivavy nizotra mahitsy tamin’ ny lalana mankany Beti-semesy, dia nandeha tamin’ ny lalambe ka nimàmà teny am-pandehanana, ary tsy nania, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia, ary ireo andrianan’ ny Filistina nanaraka azy hatramin’ ny fari-tanin’ i Beti-semesy.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 6

Cross References

2 Samuel 6:3Ary nataony teo amin’ ny sariety vaovao ny fiaran’ Andriamanitra ka nentiny avy tao an-tranon’ i Abinadaba teo an-kavoana; ary Oza sy Ahio, zanak’ i Abinadaba, no nampandeha ny sariety vaovao.

1 Chronicles 15:13Satria tsy ianareo no tamin’ ilay teo, dia nasian’ i Jehovah Andriamanitsika isika, fa tsy nitady Azy araka ny voadidy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 6:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 6:10Boky faharoan'i Samoela 6Boky faharoan'i Samoela 6:12 →