The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 6 › Boky faharoan'i Samoela 6:10

Boky faharoan'i Samoela 6:10

Dia nataon’ ny olona izany, ka naka ombivavy roa mitaiza izy, dia nafehiny tamin’ ny sariety ireo, fa ny zanany narindriny tao an-trano.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the men did so; and took two milch kine, and tied them to the cart, and shut up their calves at home:

In Context

9Ary izahao, ka raha miakatra amin’ ny lalana mankany amin’ ny taniny ihany ho any Beti-semesy izany, dia Jehovah no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; fa raha tsy izany, dia ho fantatsika fa tsy ny tanany no namely antsika, fa mby amin’ izay hanjo antsika.

11Dia napetrany teo ambonin’ ny sariety ny fiaran’ i Jehovah sy ny vata kely ary ny totozy volamena sy ny sarin’ ny vay.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 6

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 6:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 6:9Boky faharoan'i Samoela 6Boky faharoan'i Samoela 6:11 →