bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 6 › Boky faharoan'i Samoela 6:15
Boky faharoan'i Samoela 6:15
Ary ny Levita nampidina ny fiaran’ i Jehovah sy ny vata kely izay teo aminy, dia ilay nitoeran’ ny fanaka volamena, ka nametraka azy teo ambonin’ ny vato lehibe; ary tamin’ izany andro izany ny mponina tao Beti-semesy nanatitra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Levites took down the ark of the LORD, and the coffer that was with it, wherein the jewels of gold were, and put them on the great stone: and the men of Beth-shemesh offered burnt offerings and sacrificed sacrifices the same day unto the LORD.
In Context
14Ary ny sariety tonga teo an-tanimbarin’ i Josoa Beti-semesita, dia nijanona teo, ary nisy vato lehibe teo; dia namaky ny hazon’ ny sariety ny olona ka nanatitra ny ombivavy ho fanatitra dorana ho an’ i Jehovah.
16Ary raha hitan’ ireo andriana dimy tamin’ ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 6
Cross References
Joshua 3:3ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin’ izay itoeranareo, ka manaraha azy
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 6:15