The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 6 › Boky faharoan'i Samoela 6:18

Boky faharoan'i Samoela 6:18

ary ny totozy volamena dia araka ny isan’ ny tanàna rehetra an’ ny Filistina, izay an’ ireo andriana dimy, an’ ny tanàna mimanda, na ny vohitra any ivelany, ka hatramin’ ny vato lehibe izay nametrahany ny fiaran’ i Jehovah; ary mbola any an-tanimbarin’ i Josoa Beti-semesita mandraka androany izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the golden mice, according to the number of all the cities of the Philistines belonging to the five lords, both of fenced cities, and of country villages, even unto the great stone of Abel, whereon they set down the ark of the LORD: which stone remaineth unto this day in the field of Joshua, the Beth-shemite.

In Context

17Ary izao no sary volamenan’ ny vay naterin’ ny Filistina ho fanati-panonerana ho an’ i Jehovah: an’ i Asdoda iray, an’ i Gaza iray, an’ i Askelona iray, an’ i Gata iray, an’ i Ekrona iray;

19Ary Jehovah namely ny mponina tao Beti-semesy noho ny nijerijeren’ ireo ny fiarany, ka dia olona fito-polo amby dimy alina no maty; dia nisaona ny olona, satria nasian’ i Jehovah, ka be dia be no maty.

Read all of Boky faharoan'i Samoela 6

Cross References

Joshua 13:3hatrany Sihora, izay atsinanan’ i Egypta, ka hatramin’ ny fari-tanin’ i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an’ ny Kananita, ireo andriana dimy amin’ ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'i Samoela 6:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'i Samoela 6:17Boky faharoan'i Samoela 6Boky faharoan'i Samoela 6:19 →