bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:18
Boky faharoan'i Samoela 9:18
Ary Saoly dia nanatona an’ i Samoela teo am-bavahady ka nanao hoe: Masìna ianao, atoroy ahy ny tranon’ ny mpahita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Saul drew near to Samuel in the gate, and said, Tell me, I pray thee, where the seer’s house is.
In Context
17Ary nony hitan’ i Samoela Saoly, dia hoy Jehovah taminy: Indro ny lehilahy voalazako taminao; io no hanjaka amin’ ny oloko.
19Ary Samoela dia namaly an’ i Saoly hoe: Izaho no mpahita; miakara eo alohako ho any amin’ ny fitoerana avo; fa hiara-mihinana amiko ianareo anio, ary raha maraina dia halefako handeha ianao ka holazaiko aminao izay rehetra ao am-ponao.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 9
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 9:18