bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:19
Boky faharoan'i Samoela 9:19
Ary Samoela dia namaly an’ i Saoly hoe: Izaho no mpahita; miakara eo alohako ho any amin’ ny fitoerana avo; fa hiara-mihinana amiko ianareo anio, ary raha maraina dia halefako handeha ianao ka holazaiko aminao izay rehetra ao am-ponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Samuel answered Saul, and said, I am the seer: go up before me unto the high place; for ye shall eat with me to day, and to morrow I will let thee go, and will tell thee all that is in thine heart.
In Context
18Ary Saoly dia nanatona an’ i Samoela teo am-bavahady ka nanao hoe: Masìna ianao, atoroy ahy ny tranon’ ny mpahita.
20Ary aza malahelo ny amin’ ny borikinao izay efa very hateloana, fa efa hita ireny; ary ho an’ iza ny zavatra irina rehetra eo amin’ ny Isiraely? Tsy ho anao sy ny ankohonan-drainao va?
Read all of Boky faharoan'i Samoela 9
Cross References
John 4:29Andeha hizaha izaroa Lehilahy izaroana, Izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; Izao angaha no Kristy?
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 9:19