bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 9 › Boky faharoan'i Samoela 9:23
Boky faharoan'i Samoela 9:23
Ary hoy Samoela tamin’ ny mpanao nahandro: Ento ilay anjara nomeko anao, izay efa nolazaiko taminao hoe. Tehirizo ity.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Samuel said unto the cook, Bring the portion which I gave thee, of which I said unto thee, Set it by thee.
In Context
22Ary Samoela dia nitondra an’ i Saoly sy ny zatovony ka nampiditra azy tao amin’ ny efi-trano, dia nanome azy toerana aloha teo amin’ izay nasaina; ary tokony ho olona telo-polo ireo.
24Dia nalain’ ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin’ ny eo aminy ka napetrany teo anoloan’ i Saoly, ary hoy Samoela: Indro, izay efa natokana dia voapetraka eto anoloanao, koa hano; fa ho amin’ izao fotoana izao no nitehirizana izany ho anao hatramin’ izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Ary Saoly dia niara-nihinana tamin’ i Samoela androtrizay.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 9
Cross References
Genesis 43:34Ary samy nitondrana anjara-hanina avy teo anoloan’ i Josefa izy mirahalahy avy; kanefa ny anjara-hanin’ i Benjamina dia indimy toraka ny anjaran-drery tamin’ izy rehetra. Dia niara-nisotro sy nivoky divay teo aminy izy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 9:23