Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 1:7
ka dia tonga fianarana ho an’ ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So that ye were ensamples to all that believe in Macedonia and Achaia.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 1
Cross References
Acts 1:13Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, ― dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak’ i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak’ i Jakoba.
Acts 18:1Ary rehefa afaka izany, dia niala tany Atena Paoly ka nankany Korinto.
2 Corinthians 9:2fa fantatro ny fahazotoanareo, izay ataoko rehareha ny aminareo amin’ ny Makedoniana hoe: Efa vonona hatry ny taon-itsy Akaia, ary ny zotom-ponareo dia namporisika ny maro.
1 Thessalonians 1:8Fa avy taminareo no nanenoan’ ny tenin’ ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan’ ny lazan’ ny finoanareo an’ Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.
1 Timothy 4:12Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino ianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana.
1 Peter 5:3tsy ho mpanjakazaka, amin’ ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran’ ny ondry.