The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 21 › Bokin'ny Tantara 21:15

Bokin'ny Tantara 21:15

ary ianao koa ho azon’ ny aretina mafy, dia aretina amin’ ny tsinainao, mandra-pialàlan’ ny tsinainao isan’ andro isan’ andro noho ny aretina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And thou shalt have great sickness by disease of thy bowels, until thy bowels fall out by reason of the sickness day by day.

In Context

14dia, indro, hasian’ i Jehovah areti-mandringana ny vahoakanao sy ny zanakao sy ireo vadinao mbamin’ ny biby fiompinao rehetra;

16Ary Jehovah namporisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin’ ny Etiopiana hamely an’ i Jehorama;

Read all of Bokin'ny Tantara 21

Cross References

Numbers 5:27Ary rehefa nampisotroina ny rano izy, ary voaloto, satria nanao izay nahadiso azy tamin’ ny vadiny, dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ny rano mitondra ozona, ary hivonto ny kibony, sady hifezaka ny feny; ka dia ho fiozonana eo amin’ ny fireneny ravehivavy.

Deuteronomy 28:37Dia ho figagana sy ohabolana ary ho ambentinteny ianao any amin’ ny firenena rehetra izay hitondran’ i Jehovah anao.

Deuteronomy 28:61Ary ny faharariana rehetra sy ny kapoka rehetra koa, izay tsy voasoratra amin’ ny bokin’ ity lalàna ity aza, dia ho entin’ i Jehovah mamely anao mandra-paharinganao.

2 Chronicles 21:18Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’ i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin’ ny tsinainy izy.

Acts 1:18Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin’ ny tambin’ ny fahotany; ary potraka niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 21:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 21:14Bokin'ny Tantara 21Bokin'ny Tantara 21:16 →