bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 31 › Bokin'ny Tantara 31:9
Bokin'ny Tantara 31:9
Ary Hezekia nanontany ny mpisorona sy ny Levita ny amin’ ireo niavosa ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Hezekiah questioned with the priests and the Levites concerning the heaps.
In Context
8Ary nony avy Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo niavosa ireo, dia nisaotra an’ i Jehovah sy ny Isiraely olony izy.
10Ary Azaria mpisoronabe, taranak’ i Zadoka, namaly azy hoe: Hatramin’ ny niandohan’ ny nitondran’ ny olona ny fanatitra ho ao an-tranon’ i Jehovah dia nihinana izahay ka voky, sady be koa ny sisa; fa Jehovah nitahy ny olony, ary ny sisa dia ireo betsaka ireo.
Read all of Bokin'ny Tantara 31
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 31:9