bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 36 › Bokin'ny Tantara 36:2
Bokin'ny Tantara 36:2
Telo amby roa-polo taona loahaza, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Jehoahaz was twenty and three years old when he began to reign, and he reigned three months in Jerusalem.
In Context
1Ary ny vahoaka naka an’ i Joahaza, zanak’ i Josia, ka nampanjaka azy tany Jerosalema handimby an-drainy.
3Ary nesorin’ ny mpanjakan’ i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
Read all of Bokin'ny Tantara 36
Cross References
Isaiah 3:4Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 36:2