Bokin'ny Tantara 8:2
dia namboariny ny tanàna izay nomen’ i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’ isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny tenany,
3Ary Solomona nankany Hamata-zoba ka naharesy azy.
Read all of Bokin'ny Tantara 8