The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:17

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:17

Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But he that glorieth, let him glory in the Lord.

In Context

16ka hitory ny filazantsara amin’ ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin’ izay efa vonona rahateo ao anatin’ ny voafaritra ho an’ ny sasany.

18Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain’ ny Tompo.

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10

Cross References

Psalms 106:5Hahitako ny soa azon’ ny voafidinao, Hifaliako amin’ ny fifalian’ ny firenenao, Hiravoravoako miaraka amin’ ny lovanao.

Isaiah 45:25Ao amin’ i Jehovah no hanamarinana ny taranak’ Isiraely rehetra sy hananany rehareha.

Jeremiah 4:2Fa hianiana amin’ ny hitsiny sy ny rariny ary ny fahamarinana hoe: Raha velona koa Jehovah, dia Izy no holazain’ ny firenena ho fahasambarany, ary Izy no ho reharehany.

Romans 5:11Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin’ Andriamanitra isika amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.

1 Corinthians 1:31mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany.

Philippians 3:3Fa isika no voafora, izay manompo amin’ ny Fanahin’ Andriamanitra ary manao an’ i Kristy Jesosy ho reharehantsika ka tsy mitoky amin’ ny nofo;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:16Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:18 →