Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10:9
mba tsy hisehoako toy ny ta-hampitahotra anareo amin’ ny epistily.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That I may not seem as if I would terrify you by letters.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 10
Cross References
1 Corinthians 4:5koa amin’ izany aza mitsara na inona na inona alohan’ ny fotoana, dia ny fihavian’ ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin’ Andriamanitra izy rehetra.
2 Corinthians 10:10Fa ny epistiliny, hoy izy, dia mavesatra sy mahery; fa malemy kosa ny fanatrehan’ ny tenany, ary tsinontsinona ny teniny.