bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:24
Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:24
Indimy aho no nokapohin’ ny Jiosy inefa-polo latsaka iray avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the Jews five times received I forty stripes save one.
In Context
23Mpanompon’ i Kristy va izy? (miteny toy ny olona very saina aho) mihoatra noho izy aho: amin’ ny fisasarana manan-tombo, amin’ ny tranomaizina matetika kokoa, amin’ ny kapoka be efa izay tsy izy, amin’ ny fahafatesana matetika.
25Intelo nokapohina tamin’ ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra teo amin’ ny lalina,
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Matthew 10:17Ary mitandrema ianareo noho ny amin’ ny olona; fa hatolony ho amin’ ny Synedriona sy hokapohiny ao amin’ ny synagogany ianareo;
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:24