Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:33
fa avy teo amin’ ny varavarankely eo amin’ ny mànda no nampidinana ahy tamin’ ny sobiky, ka dia afa-nandositra ny tànany aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And through a window in a basket was I let down by the wall, and escaped his hands.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Joshua 2:18Indro, rehefa tonga eto amin’ ny tany izahay, dia hafehinao eo amin’ ny varavarankely izay nampidinanao anay io kofehy jaky io; ary ny rainao sy ny reninao sy ny anadahinao mbamin’ ny ankohonan’ ny rainao rehetra dia hovorinao ho ao an-tranonao;
Acts 9:25Fa ny mpianany naka azy nony alina ka nampidina azy tamin’ ny sobiky avy eo amin’ ny mànda.