bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 12 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 12:4
Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 12:4
fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How that he was caught up into paradise, and heard unspeakable words, which it is not lawful for a man to utter.
In Context
3Ary mahalala ilay olona anankiray aho ― na tao amin’ ny tena, na tsy tao amin’ ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala ―
5Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin’ ny tenako dia tsy hirehareha aho afa-tsy amin’ ny fahalemena ihany.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 12
Cross References
Luke 23:43Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 12:4