The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:5

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:5

Fa raha nisy efa nampalahelo, dia tsy nampalahelo ahy ihany izy (nefa tsy ta-hanao teny mafy loatra aho), fa mba nampalahelo anareo rehetra koa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But if any have caused grief, he hath not grieved me, but in part: that I may not overcharge you all.

In Context

4Fa tamin’ ny haben’ ny fahoriana sy ny alahelon’ ny foko no nanoratako taminareo tamin’ ny ranomaso be, tsy ny hampalahelovana anareo, fa ny mba hahafantaranareo ny fitiavana izay itiavako anareo indrindra.

6Ampy ho amin’ izany olona izany ny fampijaliana nataon’ ny maro,

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2

Cross References

Proverbs 17:25Ny zanaka adala mampalahelo ny rainy Sady fahoriana mangidy amin’ ny reniny niteraka azy.

1 Corinthians 5:12Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?

Galatians 5:10Izaho matoky anareo ao amin’ ny Tompo fa tsy hisaina zavatra hafa akory ianareo; fa ilay mampitabataba anareo no hiharan’ ny fanamelohana, na zovy na zovy izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:4Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:6 →