The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:11

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:11

Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O ye Corinthians, our mouth is open unto you, our heart is enlarged.

In Context

10tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra.

12Tsy terỳ aminay ianareo, fa terỳ ao am-ponareo ihany.

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6

Cross References

1 Samuel 2:1Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’ i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin’ i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin’ ny famonjenao aho.

Job 33:2Indro, fa efa niloa-bava aho, Miteny ato am-bavako ny lelako.

Psalms 119:32Ny lalan’ ny didinao no ihazakazahako, Fa ampahalalahinao ny foko.

2 Corinthians 2:4Fa tamin’ ny haben’ ny fahoriana sy ny alahelon’ ny foko no nanoratako taminareo tamin’ ny ranomaso be, tsy ny hampalahelovana anareo, fa ny mba hahafantaranareo ny fitiavana izay itiavako anareo indrindra.

2 Corinthians 12:15Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon’ ny fitiavako anareo aza no fihenan’ ny fitiavanareo ahy.

Ephesians 6:8satria fantatrareo fa izay soa ataon’ ny olona rehetra no horaisiny amin’ ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:10Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:12 →