bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 11 › Boky voalohan'ny Tantara 11:6
Boky voalohan'ny Tantara 11:6
ary ny ampahatelony ho eo am-bavahady Sora; ary ny ampahatelony ho ao am-bavahady ivohon’ ny mpiambina, dia hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And a third part shall be at the gate of Sur; and a third part at the gate behind the guard: so shall ye keep the watch of the house, that it be not broken down.
In Context
5Ary izy nandidy azy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelony izay milatsaka amin’ ny Sabata dia hiambina ny tranon’ ny mpanjaka;
7Ary ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin’ ny andro Sabata, dia hiambina ny tranon’ i Jehovah hiarovana ny mpanjaka.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 11
Cross References
2 Chronicles 23:4Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 11:6