bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 17 › Boky voalohan'ny Tantara 17:30
Boky voalohan'ny Tantara 17:30
Koa ny olona avy any Babylona dia nanao an’ i Sokota-benota; ary ny olona avy any Kota nanao an’ i Nergala; ary ny olona avy any Hamata nanao an’ i Asima;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the men of Babylon made Succoth-benoth, and the men of Cuth made Nergal, and the men of Hamath made Ashima,
In Context
29Kanefa ny isam-pirenena mbola samy nanao ny andriamaniny avy ka nametraka azy tao amin’ ny trano eny amin’ ny fitoerana avo, izay nataon’ ny mponina tao Samaria, eny, ny isam-pirenena dia samy nanao tao amin’ ny tanàna nitoerany avy.
31ary ny Avita nanao an’ i Nibaza sy Tartaka; ary ny Sefarvita nandoro ny zanany tamin’ ny afo ho an’ i Adrameleka Anameleka, andriamanitr’ i Sefarvaima.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 17
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 17:30