bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 3 › Boky voalohan'ny Tantara 3:16
Boky voalohan'ny Tantara 3:16
Ary hoy Elisa: Izao no lazain’ i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, Thus saith the LORD, Make this valley full of ditches.
In Context
15Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Ary rehefa nitendry ilay mpitendry lokanga, dia nanindry an’ i Elisa ny tànan’ i Jehovah.
17Fa hoy Jehovah: Tsy hahita rivotra na ranonorana akory ianareo; nefa ho feno rano io lohasahan-driaka io, mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny ombinareo ary ny biby fiompinareo.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 3
Cross References
2 Kings 4:3Ary hoy izy: Andeha mindram-bilany amin’ ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 3:16