bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:3
Boky voalohan'ny Tantara 4:3
Ary hoy izy: Andeha mindram-bilany amin’ ny namanao rehetra manodidina, dia vilany tsy misy zavatra, nefa aza atao vitsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then he said, Go, borrow thee vessels abroad of all thy neighbours, even empty vessels; borrow not a few.
In Context
2Dia hoy Elisa taminy: Inona ary no hataoko ho anao? Lazao amiko: inona avy no anananao ao an-trano? Fa hoy ravehivavy: Ny ankizivavinao tsy manana na inona na inona ao an-trano afa-tsy diloilo iray tavoara monja.
4Ary rehefa tafiditra ianao, dia aoka hirindrim-baravarana ianao sy izy mirahalahy zanakao, ary manidina amin’ izany vilany rehetra izany, dia atokàny izay feno.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4
Cross References
2 Kings 3:16Ary hoy Elisa: Izao no lazain’ i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasahan-driaka ity.
Psalms 81:10Aza asiana andriamani-kafa eo aminao; ary aza mivavaka amin’ ny andriamanitry ny firenena hafa.
John 2:7Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin’ ny molony.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 4:3