bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:18
Boky voalohan'ny Tantara 4:18
Ary nony efa lehibe ny zaza, dia nankany amin’ ny rainy tany amin’ ny mpijinja vary izy indray andro,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the child was grown, it fell on a day, that he went out to his father to the reapers.
In Context
17Koa nefa nanan’ anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin’ ilay fotoana nolazain’ i Elisa taminy.
19Ary hoy izy tamin-drainy: Edrey! ny an-dohako! ny an-dohako! Ary hoy rainy tamin’ ny zatovo anankiray: Ento ho any amin-dreniny izy.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 4:18