The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:19

Boky voalohan'ny Tantara 4:19

Ary hoy izy tamin-drainy: Edrey! ny an-dohako! ny an-dohako! Ary hoy rainy tamin’ ny zatovo anankiray: Ento ho any amin-dreniny izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he said unto his father, My head, my head. And he said to a lad, Carry him to his mother.

In Context

18Ary nony efa lehibe ny zaza, dia nankany amin’ ny rainy tany amin’ ny mpijinja vary izy indray andro,

20Dia notrotroin’ ilay zatovo izy ka nentiny ho any amin-dreniny, ary nampofoiny izy mandra-pitataovovonan’ ny andro, dia maty.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4

Cross References

Job 14:1Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 4:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 4:18Boky voalohan'ny Tantara 4Boky voalohan'ny Tantara 4:20 →