The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:28

Boky voalohan'ny Tantara 4:28

Dia hoy ravehivavy: Moa naniry zaza taminao va aho, tompoko? Tsy hoy va aho: Aza mamitaka ahy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then she said, Did I desire a son of my lord? did I not say, Do not deceive me?

In Context

27Ary rehefa tonga tany amin’ ny lehilahin’ Andriamanitra tany an-tendrombohitra izy, dia nandray ny tongony; fa Gehazy nanatona hampiala azy. Nefa hoy ny lehilahin’ Andriamanitra: Avelao ihany izy, fa ory ny fanahiny ao anatiny, ary Jehovah efa nanafina izany tamiko, fa tsy nanambara tamiko.

29Ary hoy izy tamin’ i Gehazy: Misikìna, ary ento eny an-tananao ny tehiko, ka mandehana, raha mifanena amin’ olona ianao, aza miarahaba azy; ary raha misy miarahaba anao, aza mamaly azy akory; ary apetraho eo amin’ ny tavan’ ny zazalahy ny tehiko.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4

Cross References

Genesis 30:1Ary rehefa hitan-dRahely fa tsy mba niteraka tamin’ i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka hoy izy tamin’ i Jakoba: Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany, dia ho faty aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 4:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 4:27Boky voalohan'ny Tantara 4Boky voalohan'ny Tantara 4:29 →