The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 6 › Boky voalohan'ny Tantara 6:5

Boky voalohan'ny Tantara 6:5

Fa nony nikapa hazo ny anankiray, dia latsaka tany anaty rano ny lela-famaky; ka dia nitaraina hoe izy: Indrisy, tompoko, nindramina iny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But as one was felling a beam, the axe head fell into the water: and he cried, and said, Alas, master! for it was borrowed.

In Context

4Ka dia niaraka taminy izy. Ary nony tonga tany Jordana ireo, dia nikapa hazo.

6Ary hoy ny lehilahin’ Andriamanitra: Taiza no nahalatsahany? Dia natorony azy izay nahalatsahany. Ary Elisa nanapaka hazo, ka natsipiny teo, dia nitsinkafona ilay lela-famaky.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 6

Cross References

Exodus 22:14Fa raha teo aminy ihany ny tompon-javatra, dia tsy hanonitra izy; ary raha zavatra ahofa kosa, dia vitan’ ny hofany izany.

2 Kings 4:7Dia avy ravehivavy ka nilaza tamin’ ny lehilahin’ Andriamanitra. Ary hoy kosa izy: Mandehana, amidio ny diloilo, ka anefao izay trosan’ olona aminao, ary izay sisa dia hivelomanao sy ny zanakao.

Psalms 37:21Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manohitra; Fa ny marina kosa mamindra fo ka manome.

Isaiah 10:34Ary kapaina vy ny ala mikirindro, ary Libanona dia alamaky ny iray Mahery.

Revelation 18:16ary hanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nitafy rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 6:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 6:4Boky voalohan'ny Tantara 6Boky voalohan'ny Tantara 6:6 →