Boky voalohan'ny Tantara 8:25
Ary tamin’ ny taona faharoa ambin’ ny folo nanjakan’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely, no vao nanjakan’ i Ahazia, zanak’ i Jehorama, mpanjakan’ ny Joda,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 8
Cross References
2 Kings 9:29Ary tamin’ ny taona fahiraika ambin’ ny folo nanjakan’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, no vao nanjakan’ i Ahazia tamin’ ny tany Joda.
2 Chronicles 21:20Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema; koa lasa tsy nisy nalahelo azy izy. Ary nalevina tao an-Tanànan’ i Davida ihany izy, nefa tsy mba tao amin’ ny fasan’ ny mpanjaka.