Boky voalohan'ny Tantara 9:29
Ary tamin’ ny taona fahiraika ambin’ ny folo nanjakan’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, no vao nanjakan’ i Ahazia tamin’ ny tany Joda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And in the eleventh year of Joram the son of Ahab began Ahaziah to reign over Judah.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 9
Cross References
2 Kings 8:16Ary tamin’ ny taona fahadimy nanjakan’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely, no vao nanjakan’ i Jehorama, zanak’ i Josafata, mpanjakan’ ny Joda, tamin’ ny nanjakan’ i Josafata tany Joda.
2 Kings 8:25Ary tamin’ ny taona faharoa ambin’ ny folo nanjakan’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely, no vao nanjakan’ i Ahazia, zanak’ i Jehorama, mpanjakan’ ny Joda,
2 Chronicles 22:1Ary ny mponina tany Jerosalema nampanjaka an’ i Ahazia, faralahin’ i Jehorama, handimby azy; fa ny zokiny rehetra efa matin’ ny mpitoha ady izay nanaraka ny Arabo hatrany an-toby avokoa. Koa Ahazia, zanak’ i Jehorama, mpanjakan’ ny Joda, no nanjaka.