Boky voalohan'ny Mpanjaka 15:17
Ary nivoaka ny mpanjaka, ka dia nanaraka azy ny vahoaka rehetra, ary nitoetra teo Faratanàna izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the king went forth, and all the people after him, and tarried in a place that was far off.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 15
Cross References
Psalms 3:1Salamo nataon’ i Davida, fony izy nandositra an’ i Absaloma zanany.
Ecclesiastes 10:7Efa hitako ny mpanompo mitaingin-tsoavaly, ary ny mpanapaka kosa mandeha an-tongotra toy ny mpanompo.