Boky voalohan'ny Mpanjaka 16:15
Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin’ ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Absalom, and all the people the men of Israel, came to Jerusalem, and Ahithophel with him.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 16
Cross References
2 Samuel 15:12Ary Absaloma naniraka naka an’ i Ahitofela Gilonita, mpanolo-tsaina an’ i Davida, avy tao an-tanànany, dia tao Gilo, raha mbola nanatitra ny fanatitra izy. Ary nihamasaka ny tetika fikomiana, ka dia nihamaro mandrakariva ny olona nomba an’ i Absaloma.
2 Samuel 15:37Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan’ i Davida, tamin’ ny nahatongavan’ i Absaloma tany Jerosalema.