Boky voalohan'ny Mpanjaka 15:37
Koa dia tonga tany an-tanàna Hosay, sakaizan’ i Davida, tamin’ ny nahatongavan’ i Absaloma tany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Hushai David’s friend came into the city, and Absalom came into Jerusalem.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 15
Cross References
2 Samuel 16:15Ary Absaloma sy ny vahoaka rehetra tamin’ ny Isiraely dia tonga tany Jerosalema, ary Ahitofela koa dia teo aminy.
2 Samuel 17:5Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.
1 Chronicles 27:33ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan’ ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an’ i Ahitofela dia Joiada, zanak’ i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin’ ny miaramilan’ ny mpanjaka dia Joaba.