The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana › Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1 › Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1:6

Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1:6

fa zavatra marina amin’ Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Seeing it is a righteous thing with God to recompense tribulation to them that trouble you;

In Context

5famantarana ny fitsarana marin’ Andriamanitra izany ― mba hatao ho miendrika ny fanjakan’ Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo

7ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin’ ny anjelin’ ny heriny,

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1

Cross References

Exodus 23:22Fa raha hihaino ny feony tokoa ianao ka hanao izay rehetra lazaiko, dia ho fahavalon’ ny fahavalonao sy ho rafin’ ny rafinao Aho.

Psalms 74:22Mitsangàna, Andriamanitra ô, efao ny adinao; tsarovy ny fanaratsian’ ny adala Anao isan’ andro.

Psalms 94:20Hikambana aminao va ny seza fiandrianan’ ny ratsy, Izay misaina fampahoriana manohitra ny lalàna?

Zechariah 2:8ka nanao taminy hoe: Mihazakazaha, ka milazà amin’ io zatovo io hoe: Honenana toy ny tanana tsy mimanda Jerosalema noho ny hamaroan’ ny olona sy ny biby fiompy ao aminy.

Revelation 6:10Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masìna sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin’ izay monina eny ambonin’ ny tany?

Revelation 15:4Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masìna, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1:5Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 1:7 →