Asan'ny Apostoly 10:44
Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin’ izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
While Peter yet spake these words, the Holy Ghost fell on all them which heard the word.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 10
Cross References
Acts 2:2Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany.
Acts 8:15Nony tafidina tany izy roa lahy, dia nivavaka ho an’ ny olona mba handraisany ny Fanahy Masìna.
Acts 15:8Ary Andriamanitra, Izay mahalala ny fo, dia vavolombelony tamin’ ny nanomezany azy ny Fanahy Masìna tahaka antsika koa;